Entrée | 1 latsaka babay, tonga babay |
Mots élémentaires | 2 latsaka, 3 tonga, 4 babay |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10] |
Explications en français |
7 Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [1.3] |
Vocabulaire | 8 Jeu |
Autres orthographes | 9 latsakaibabaytongaibabay |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |